| Teny iditra |
mikipaka
(kipaka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo [1.1]
|
| | Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko
(Les semelles de mes souliers se détachent) ~
Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous) [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo.
[1.437]
|
| 2 | Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary.
[2.69]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikipaka |
| Ny lasa : |
nikipaka |
| Ny hoavy : |
hikipaka |
| Filaza mandidy : |
mihipaha |
|
|