|
|
|
|

Teny iditra mikirakira (kirakira (kira))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira vola ry zareo ao amin' ny tranom-bola [1.1]
 Manipuler [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikirakira
Ny lasa : nikirakira
Ny hoavy : hikirakira
Filaza mandidy : mikirakirà

Teny iditra mikirakirà (kirakira (kira))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikirakira [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20