|
|
|
|

Teny iditra mikiribiby (kiribiby (kiry, biby))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao [1.1]
 To be obstinate in evil ways [1.7]
 L' obstiné s' entête comme les animaux. [2.415]
 S'obstiner dans le mal [1.8]
Ohatra Saika tsy misy haintsika ny momba ireo relijiozy vavy, ireo pretra sy ireo mpino tsotra izay aina takona, aina tsy mirehareha, nefa tena mifofotra mafy, mikiribiby, ain' ny Fiangonana isan' andro vaky. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikiribiby
Ny lasa : nikiribiby
Ny hoavy : hikiribiby
Filaza mandidy : mikiribibia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20