| Teny iditra | mikisaka (kisaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|