|
|
|
|

Teny iditra mikitika (kitika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manohina kely: Nikitika an' Ikoto Rabe mba handrosondroso kokoa erỳ aloha [1.1]
  [Sihanaka] Mandrisika, mampirisika [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikitika
Ny lasa : nikitika
Ny hoavy : hikitika
Filaza mandidy : mikitiha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14