| Teny iditra | mikitrana (kitrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikitràna (kitrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|