|
|
|
|

Teny iditra mikobana (kobana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana
(lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko
Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany
(akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikobana
Ny lasa : nikobana
Ny hoavy : hikobana
Filaza mandidy : mikobàna

Teny iditra mikobàna (kobana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20