| Teny iditra | mikodedika (kodedika (dedika)) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bezanozano] miboredika [1.78] | |||||||||
| Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedika izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy [1.1] | |||||||||
| Bredouiller, parler avec précipitation, sans articuler [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mikodedy | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28 |
|