|
|
|
|

Teny iditra mikohona (kohona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mimonomonona, mimoimoy, mingonongonona: Mikohona foana io Rangahy io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikohona
Ny lasa : nikohona
Ny hoavy : hikohona
Filaza mandidy : mikohòna

Teny iditra mikohòna (kohona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikohona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20