| Teny iditra | mikombom-bava | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | mikombona, vava | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: gina | |
| Ohatra | Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |
|