| Teny iditra |
mikombona
(kombona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1]
|
| | To close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7]
|
| | Se resserrer, se fermer, être fermé:
Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~
Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) [1.3]
|
| | Se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8]
|
| | Se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196]
|
| Ohatra |
| 1 | Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona.
[1.519]
|
| 2 | Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana.
[2.996]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikombona |
| Ny lasa : |
nikombona |
| Ny hoavy : |
hikombona |
| Filaza mandidy : |
mikombòna |
|
|
| Teny iditra |
mikombòna
(kombona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikombona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|