|
|
|
|

Teny iditra mikondendina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikondendina
Ny lasa : nikondendina
Ny hoavy : hikondendina
Filaza mandidy : mikondendena
Tovy hevitra mikondendy ~ mikorandendina

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06