| Teny iditra | mikondendy (kondendy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mikondendina ~ mikorandendina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|