|
|
|
|

Teny iditra mikoràka (koraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny feon' akohovavy avy nandatsaka (atody) na notairina [1.1]
  [Bezanozano] Mihorakoraka [1.78]
 To cry out [1.7]
 Crier comme une poule qu'on attrape, crier fort [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikoraka
Ny lasa : nikoraka
Ny hoavy : hikoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20