| Teny iditra |
mikorisa
(korisa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mibolisatra: Nikorisa tamin' ny hoditr' akondro izy Mandeha midina nefa tsy mamindrafindra ny tongotra akory fa mamela ny tena hisosa fotsiny amin' izao: Nikorisa tamin' ny ravin' akondro izy hatrery ambany erý [1.1]
|
| | To slide along [1.7]
|
| | Glisser [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mikorisa |
| Ny lasa : |
nikorisa |
| Ny hoavy : |
hikorisa |
| Filaza mandidy : |
mikorisà |
|
|
| Teny iditra |
mikorisà
(korisa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorisa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|