|
|
|
|

Teny iditra mikorodona (korodona (rodona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha maro manao dia maika; mingodongodona rehefa mandeha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikorodona
Ny lasa : nikorodona
Ny hoavy : hikorodona
Filaza mandidy : mikorodòna

Teny iditra mikorodòna (korodona (rodona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorodona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20