|
|
|
|

Teny iditra mikoropapa (koropapa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikoropapa
Ny lasa : nikoropapa
Ny hoavy : hikoropapa
Filaza mandidy : mikoropapà
Tsipelina hafa 

Teny iditra mikoropapà (koropapa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoropapa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20