| Teny iditra | mikotrana (kotrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mikotràna (kotrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|