| Teny iditra |
milaika
(laika)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha miadana dia miadana ka misy fihetsehana kely atao Mandihy amim-pahamendrehana, misonenika, toy ny fanao amin' ny lanonam-pamorana [1.1]
|
| Ohatra | Noroahiny hihahaka teny an-tsaha ny omby ary indry miverina, milaika tsimoramora hamonjy tanàna.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
milaika |
| Ny lasa : |
nilaika |
| Ny hoavy : |
hilaika |
| Filaza mandidy : |
milaikà |
|
|
| Teny iditra |
milaikà
(laika)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milaika
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|