|
|
|
|

Teny iditra milalao vovoka irery
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny milalao, vovoka, irery
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: singanolona
Ohatra Zaza diso sakaiza aho
ka milalao vovoka irery
akohokely latsaka an-kady
hiantso kely feo
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01