| Teny iditra | vovoka | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Potipoti-tany malemy tsy misy vongany, jofo: Manditsikany maso ny vovoka Zavatra voamontsamontsana ho potiny madinika dia madinika: Vovotsiramamy [1.1] | |||||||
| Dust [1.7] | |||||||
| Poussière [1.8] | |||||||
| Poussière, poudre [1.13] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Mpanahaka | jofo | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26 |
|