|
|
|
|

Teny iditra milanja (lanja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana [1.1]
  [Bara] Mitondra sigan'entana [1.78]
 To carry a weight on the shoulder. Compare takona [1.2]
 To carry on the shoulder [1.7]
 Porter sur les épaules [1.8]
Ohatra 
1Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja; [2.649]
2Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milanja
Ny lasa : nilanja
Ny hoavy : hilanja
Filaza mandidy : milanjà

Teny iditra milanjà (lanja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanja [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27