|
|
|
|

Teny iditra milanona (lanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Tambahoaka] [ milañona ] Mifaly [1.78]
 Miangona, mivory: Milanona atsy amin' ny kianja atsy ny mpianatra [1.1]
 To gather together in numbers for singing and dancing; to indulge in public diversions; to sing a song, to chant [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milanona
Ny lasa : nilanona
Ny hoavy : hilanona
Filaza mandidy : milanòna

Teny iditra milañona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara] Miteny (raha olondehibe) [1.78]

Teny iditra milanòna (lanona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/13