| Teny iditra | milanto (lanto) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milamina: Milanto erý ireto bokinao Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto [1.1] | |||||||||
| Arranged [1.2] | |||||||||
| To be well arranged; to get along together [1.7] | |||||||||
| être bien disposé; s'entendre [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|