| Teny iditra | milantolanto (lantolanto (lanto)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano.
[2.5] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|