|
|
|
|

Teny iditra milasilasy (lasilasy (lasy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandeha na manao raharaha miadana, tsy rototra: Milasilasy loatra io zazalahy io rehefa miasa ka an-gamba hosoloako
Mitovy hevitra: mikisinkisina ~ mitaredretra ~ mitavozavoza ~ mitsiredareda [1.1]
 To be weak and awkward in one's work [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milasilasy
Ny lasa : nilasilasy
Ny hoavy : hilasilasy
Filaza mandidy : milasilasia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20