| Teny iditra | mitaredretra (taredretra (taretra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: meda ~ miadana ~ mikisina ~ mikisinkisina ~ miladitra ~ milasilasy | |
| Ohatra | Nahoana no mitaredretra ny kodian'ny kalesiny?
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|