| Teny iditra |
milefa
(lefa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanala]
Mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy) [1.78]
|
| | [Tanosy]
Mandositra [1.78]
|
| | Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [1.1]
|
| | To run away, to escape [1.7]
|
| | Fuir, s'évader [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
milefa |
| Ny lasa : |
nilefa |
| Ny hoavy : |
hilefa |
| Filaza mandidy : |
milefà, milefàsa |
|
|
| Teny iditra |
milefà
(lefa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milefa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Tsipelina hafa |
|