|
|
|
|

Teny iditra mimaona (maona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miriotra mafy, mandeha sady haingana no mafy: Nimaona niankandrefana any izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimaona
Ny lasa : nimaona
Ny hoavy : himaona
Filaza mandidy : mimaonà

Teny iditra mimaonà (maona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimaona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20