| Teny iditra | mimentsomentsona (mentsomentsona (mentsona)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miteniteny [1.1] | |
| Ohatra | Dia miredonà ihany ny hira, vava foana anefa no mimentsomentsona, fa ny tafan' ny fo hafa dia hafa.
[2.499] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |
|