| Teny iditra | mingadongadona (ngadongadona (ngadona)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: miadonadona [1.1] | |
| Ohatra | Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay.
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25 |
|