|
|
|
|

Teny iditra mingenongenona (ngenongenona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mimenomenona, manao teny an' orona noho ny tsy fahafaliana, mingonongonona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mingenongenona
Ny lasa : ningenongenona
Ny hoavy : hingenongenona
Filaza mandidy : mingenongenòna

Teny iditra mingenongenòna (ngenongenona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingenongenona [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05