|
|
|
|

Teny iditra mingorodona (ngorodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mirohondrohona noho ny famindra [1.1]
 To produce the ngorodona sound
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mingorodona
Ny lasa : ningorodona
Ny hoavy : hingorodona
Filaza mandidy : mingorodòna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20