|
|
|
|

Teny iditra mionjona (onjona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihifika, mandà manetsika ny loha: Nionjona izy dia lasa [1.1]
 To lift up one's head, to rise up. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mionjona
Ny lasa : nionjona
Ny hoavy : hionjona
Filaza mandidy : mionjòna

Teny iditra mionjòna (onjona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mionjona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20