| Teny iditra |
mionona
(onona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko ô, mionòna; manaova alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox) [1.1]
|
| | To be appeased, to be assuaged. [1.2]
|
| | To be consoled, to be comforted [1.7]
|
| | Se consoler, s'apaiser [1.8]
|
| Ohatra | fa ny ray aman-drenin'ny adala efa manindry fo tsy ho tia / ary efa mionona an-kibo tsy hanana
[2.131]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mionona |
| Ny lasa : |
nionona |
| Ny hoavy : |
hionona |
| Filaza mandidy : |
mionòna |
|
|
| Teny iditra |
mionòna
(onona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mionona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|