| Teny iditra |
miorina
(orina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io? Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka [1.1]
|
| | To fix, to be raised, to be firmly established. [1.2]
|
| | To be founded, to be established [1.7]
|
| | être fondé, fixé, établi [1.8]
|
| Ohatra | Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miorina |
| Ny lasa : |
niorina |
| Ny hoavy : |
hiorina |
| Filaza mandidy : |
miorena |
|
|