|
|
|
|

Teny iditra miory (ory)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [1.1]
 To assume an air of misery. [1.2]
 être affligé, malheureux, pauvre [1.3]
Ohatra Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miory
Ny lasa : niory
Ny hoavy : hiory
Filaza mandidy : mioria

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20