| Teny iditra |
ory
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Malahelo, mijaly, miferinaina: manafaka alahelo ny olona ory Mahantra, fadiranovana: ampio ny olona ory
Ampijalina, ampahorina Hontsa, malahelo: ory ny foko nahita azy [1.1]
|
| | (opt. imp. Ori'a.) distressed, miserable, full of trouble, wretched. [1.2]
|
| | Miserable, wretched, poor [1.7]
|
| | Pauvre [1.3, 1.8]
|
| | Affligé, malheureux [1.3]
|
| | Taquiné [1.3]
|
| | Misérable [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | fa naninona re no tsy maty aho, fa no mbola velona ho ory toy itony ihany!
[2.324]
|
| 2 | hony Rangodongodona manao ahoana izany toetry ny ory?
[2.131]
|
| 3 | Misehoa, misehoa, fa ory ny ray aman-drenintsika!
[2.69]
|
|
| Haiendriteny |
| Tsotra : |
ory |
| Filaza mandidy : |
oria |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
ory
(otra)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana orina
|
|
| Teny iditra |
Ory
|
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
| | Uri [2.996]
|
| | Uri [2.996]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|