|
|
|
|

Teny iditra miotra (otra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Safoina sy tsindriana amin' ny rantsantanana mba hitsotra ny hozatra amin' ny faritra marary: Miotra isan-kerinandro aho [1.1]
 To be rubbed
Also provincial for mianotra [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miotra
Ny lasa : niotra
Ny hoavy : hiotra
Filaza mandidy : miora

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20