|
|
|
|

Teny iditra miovaova (ovaova (ova))
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy manana toetra raikitra [1.13]
 Changer, se remplacer souvent, être inconstant [1.3]
 Varié, changeant [1.13]
Ohatra 
1Miovaova ny taona. [2.442]
2fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [2.59]
3Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20