|
|
|
|

Teny iditra mipararetra (pararetra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
 To tremble, shake, or vibrate [1.2]
 To vibrate, to tremble [1.7]
 Vibrer, trembler [1.8]
Ohatra Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipararetra
Ny lasa : nipararetra
Ny hoavy : hipararetra
Filaza mandidy : miparareta

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20