| Teny iditra | mipentimpentina (pentimpentina (pentina)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Misy pentina, loto, tentina: Mipentimpentina mena ny tarehiny Mifotetaka, misolitika: Nipentina fotaka ny akanjony tamin' ny nandalovan' ny fiarakodia [1.1] | |||||||
| To be spotted, to be speckled; to be printed [1.2] | |||||||
| To be spotted, to be soiled [1.7] | |||||||
| être tacheté, souillé [1.8] | |||||||
| être taché, barbouillé [1.5] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|