|
|
|
|

Teny iditra mipiaka (piaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Tapaka, ka misy feo heno amin' izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra
Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao
Milalao karatra [1.1]
 To break off, to snap off. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipiaka
Ny lasa : nipiaka
Ny hoavy : hipiaka
Filaza mandidy : mipiaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20