| Teny iditra | piaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Tapaka, feo heno mikepoka amin' ny fahatapahan' ny hazo maina na fifandonan' ny zavatra roa mifampikasika. [1.1] | ||
| Broken, snapped. Used of anything with joints, such as sugar-cane, which break with a snap. See Tapaka. [1.2] | ||
| Brisé avec bruit [1.196] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | piaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava] (allusion au bruit que font les chaumes) Grande Graminée dont les noeuds se déboîtent facilement. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |
|