| Teny iditra | mipitika (pitika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miendaka na miala avy amin' ny zavatra iray: Nipitika ny rano ha saiha voa aho Miala tampoka dia mitsambikina: Nipitika ilay parosy teto ka tsy hitako izay nalehany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|