| Teny iditra | pitika | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Piti-bomba Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1] | ||
| Tsipika mitapatapaka [1.13] | ||
| Pointillé [1.13] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tsipelina hafa | pitsika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/06/04 |
|