| Teny iditra | mipitrapitra (pitrapitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mijery amin' ny maso toa mampalahelo fa mangaihay: Nipitrapitra foana teo Ikoto nony lasa ny namany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mipitrapitrà (pitrapitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipitrapitra | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|