| Teny iditra | mipotraka (potraka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1] | |||||||
| Ohatra | misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka.
[2.69] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |
|