|
|
|
|

Teny iditra miraharaha (raharaha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
 To consult, to deliberate, to do business. [1.2]
 To deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7]
 Délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
Ohatra mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miraharaha
Ny lasa : niraharaha
Ny hoavy : hiraharaha
Filaza mandidy : miraharahà

Teny iditra miraharahà (raharaha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraharaha [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20