| Teny iditra | miramarama (ramarama) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tanosy] mihaingo [1.78] | ||
| Sady lava no matsilotsilo, tsokitsoky loha: Miramarama ny tandrok' ity omby ity Tonga misososososo, misasasasa: Niramarama erỳ izy niditra tao an-trano Mitondra haingo maro be sady lafo vidy: Avy nijery lanonana Randria; tsy nisy tsy niherika nahita azy niramarama [1.1] | ||
| To wear ostentatious ornaments. [1.2] | ||
| Etre long et pointu, comme les cornes ; se parer à l’excès [1.3] | ||
| Teny iditra | miramarama | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| [Sihanaka] Tonga maro hisakafo amin'ny famorana [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/29 |
|